Entrée | 1 rodahina |
Radical | 2 rodaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Lanilanina foana, tobatobaina: Norodahiny ny lova napetraky ny ray aman-dreniny ka vetivety foana dia nahantra izy [1.1] |
Explications en français |
5 qu'on prodigue [1.3] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 ahandroy, 11 ahidrano, 12 andarohy, 13 andrahoy, 14 andraiho, 15 androahy, 16 hadi-rano, 17 hodirana, 18 rodahina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |