| Entrée | 1 ripaka |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko.
4 Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 destroyed in large numbers.
[1.7] |
| Explications en français |
6 couché ou exterminé en masse.
[1.8] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 22 lany ripaka |
| Anagrammes | 23 paraky, 24 pikara, 25 ripaka |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|