Entrée retsidretsika (retsika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any
¶ Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika
¶ Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes retsika

2011/04/01