Entrée re siosio
Mots élémentaires re ; siosio
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza zavatra heno amin' ny resaka tsy azo itompoana loatra, fa karazan' ny honohono [1.1]
Exemples 
1Re siosio fa nalainy tamin' ny ody fitia ireny vehivavy rehetra ireny. [2.472]
2Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao [1.1]

Mis à jour le 2023/01/01