| Entrée | 1 renty |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra: Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray.
4 Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: Be renty izany raha lahateny. 5 Haingonkaingony, angolankira: Hira feno renty. [1.1] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 25 tsy misy renty |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|