Entrée rendrarendra (rendra)
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra marevaka mahafinaritra; zavatra manodoka: Be rendrarendra manodoka ny fiainana eto an-drenivohitra
¶ Famirapiratana mahavariana sady maharenoka: Ny rendrarendran' izao tontolo izao [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes rendra
Citations 

2009/10/22