Entrée | 1 remby |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 fitadiavana, fihazana [Taisaka]
[1.78] 4 haza, zavatra azo hohazaina: tongo-dava ahitan-dremby [Tanala] [1.78] 5 Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin' ny fihazana: Tsy vizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika 6 Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin' ny voninkazo no asan' ny tantely. [1.1] |
Explications en anglais |
7 food gathered in the wilds [1.7] |
Explications en français |
8 nourriture acquise par la chasse ou la cueillette [1.8] |
Vocabulaire |
9 Economie: alimentation |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
unkLabel:Xzoonyms: |
|
Mis à jour le 2023/08/11 |