Entrée | 1 rehitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fiveloman' ny afo fahamaimaizana, hidihidy, fisafoahana tafahoatra |
Explications en français |
4 [1.3] action de s'allumer, de brûler démangeaisons vives, colère ardente, animation, impétuosité |
Exemples |
5 Setroka sy zavozavo no niandohan' ny afo nandray rehitra tery sy tety, kanjo niova tsikelikely ho hazavana mahafinaritra toa faribolana baliaka, toy ny nosy kely mamirapiratra teny anivon' ny ranomasina ngalingaly. [2.643] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 11 arehitr, rehitra |
Mis à jour le 2020/07/31 |