| Entrée (1/2) | 1 rehareha |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ.
4Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena.. [1.1] |
| Explications en anglais |
5pride, boasting.
[1.7] |
| Explications en français |
6orgueil.
[1.3, 1.8] 7fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain. [1.3] 8vantardise. [1.8] |
| Exemples |
9 Izany dia ho tabina sy rehareha tokoa ho anareo.
[2.649#]
10 Izay voninahitra sy rehareha, Dia hafa tarehy tsy very mandeha. [1.437#] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 20 Emotions |
| Tous les mots composés | 21tabiha sy rehareha |
| Entrée (2/2) | 22 rehareha |
| Partie du discours | 23 nom |
| Explications en malgache |
24Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea).
[1.1] |
| Explications en français |
25arbre.
[1.3] 26(de rehareha : morgue, attitude hautaine action de se prévaloir de sa supériorité). L'arbre est monocaule, nom ramifié, ou peu ramifié, et les fruits comestibles poussent sur le tronc, bien en évidence ; ce qui apparaît comme une sorte de défi. Ophiocolea floribunda (Bojer ex Lindl.) H. Perrier (Bignoniaceae). Fruit acidulé, de saveur agréable. Riche en acide ascorbique.. [Sakalava, Betsimisaraka] [1.196] |
| Vocabulaire | 27 Botanique |
| Analogues | 28 reharehalahy, 29 reharehavavy |
| Tous les mots composés | 302 combinaisons de ce mot |
| Nom scientifique |
|
| Anagrammes | 31 herahera, 32 rehareha |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|