Entrée | ravany > ravana (rava) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Fongorina, levonina: Noravana ilay tamboho tetsy atsimo tetsy Vahana, saratsarahina: Noravany aloha ilay famantaranandro mao namboariny indray Alefa; asaina miparitaka, mihahaka: Noravana tamin' ny efatra ny mpianatra [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be ruined; to be torn down; to be dismissed (of a meeting) [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on démolit, qu'on détruit; qu'on lève (séance) [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot ravana | ||||||||
Anagrammes | ravana, varana |
Entrée | ravany > rava | |||||||||||||||
Partie du discours | participe | |||||||||||||||
Explications en malgache | Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | Ruined, destroyed [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Démoli, détruit [1.8] | |||||||||||||||
Exemples |
| |||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Hyponymes | ||||||||||||||||
Anagrammes | rava, vara |
Entrée | ravany > ravaka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Zavatra entina mahatsara tarehy olona na zavatra; haingo, renty: Ny fahamaotinana no ravaky ny tovovavy sarobidy indrindra [1.1] | |||||||||||||||
Zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [1.13] | ||||||||||||||||
Explications en anglais | An ornament, jewelry [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Ornement, bijou [1.8] | |||||||||||||||
Décoration, parure [1.13] | ||||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Analogues | haingo | |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot ravaka | |||||||||||||||
Article | Randzavola: ravaka ao amin' ny Baiboly | |||||||||||||||
Anagrammes | ravaka, varaka |