Entrée | 1 ratsiaina |
Mots élémentaires | 2 ratsy, aina |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny vehivavy bevohoka manan-javatra tiana hohanina mafy: Ratsiaina vorivorin-kena Ramatoa io tamin' ny nanana ny zanany voalohany 5 Maniry fatratra: Ratsiaina ady io lehilahy io [1.1] |
Explications en anglais |
6 hankering after, earnestly desiring; used primarily of women in pregnancy. [1.2] |
Explications en français |
7 qui désire grandement, qui a des envies [1.3] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 isatriana, ratsiaina, tsiariana |
Mis à jour le 2024/08/14 |