|
|
|
|

Entrée1  ratra
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  18  [1.1] Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra
Explications en anglais  19  [1.7] a wound, an injury
Explications en français  20  [1.8] blessure
Exemples  21  [2.324] Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony.
Vocabulaire  22  Santé
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot ratra

Anagrammes  24  ratra, trarà, trara

Mis à jour le 2025/08/22