Entrée | 1 raparapa |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Famindrana fandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandeha mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokatr' izany [1.1] |
Explications en anglais |
9 groping for things in the dark. [Mal. Raba.] Comp. Tsapatsapa [1.2] |
Mis à jour le 2020/07/31 |