|
|
|
|

Entrée1 rantsana
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty
Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy [1.1]
Explications en anglais  4 a branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.] [1.2]
5 a branch [1.7]
Explications en français  6 branche [1.8, 1.13]
7 branche d'un arbre [1.196]
Exemples  8 fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao. [1.357]
9 Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895]
Dérivés 
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  2229 combinaisons de ce mot
Proverbes  23 Proverbes contenant ce mot
Article  24Randzavola: rantsana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/02