|
|
|
|

Entrée1  ranonando
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  rano, ando
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra
6  [1.1] [ranon' ando] rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando
Explications en français  7  [1.3, 1.13] la rosée
Exemples  8  [2.470] Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
9  [2.472] Lalan-kely no nandehanana, ka nisava ranon' ando hatrany izahay ary nanaitra moka eran' ny lalana
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot ranonando

Anagrammes  11  anandrono, anondrano, anondroan, nandoroan, nanondroa, ranonando

Mis à jour le 2025/08/10