|
|
|
|

Entrée1  ranonando
Mots élémentaires  2 rano, 3 ando
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra. [1.1]
[ranon' ando] 6 rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando. [1.1]
Explications en français  7 la rosée. [1.3, 1.13]
Exemples  8  Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka [2.470]
9  Lalan-kely no nandehanana, ka nisava ranon' ando hatrany izahay ary nanaitra moka eran' ny lalana [2.472]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 anandrono, 12 anondrano, 13 ranonando

Mis à jour le 2025/11/02