|
|
|
|

Entrée1  rano maria
Mots élémentaires  2 rano, 3 maria
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy. [1.1]
[ranomaria] 6 rano mafy. [1.13]
Explications en anglais  7 Water flowing swiftly. [1.2]
Explications en français  [ranomaria] 8 rapide. [1.13]
Exemples  9  Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436#]
Synonymes  10 rano mandeha

Anagrammes  11 Mariarano, 12 rano maria

Mis à jour le 2025/09/12