| Entrée (1/2) | 1 ranomainty |
| Mots élémentaires | 2 rano, 3 mainty |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena.
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 Ink, black ink, blacking..
[1.2] 7 ink. [1.7] |
| Explications en français |
8 encre.
[1.8] |
| Exemples |
9 Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra.
[2.324]
|
| Entrée (2/2) | 10 Ranomainty |
| Mots élémentaires | 11 rano, 12 mainty |
| Partie du discours | 13 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Exemples |
14 Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any ranomainty sy Maharivo ny vahoaka.
[2.48]
|
| Coordonnées | -17.8666667+48.6|-18.8833333+49.05|-19.55+46.5666667|-20.0333333+47.1166667|-20.0833333+47.2666667|-20.1+46.85|-21.1666667+48.3|-21.25+47.2666667|-24.5333333+46|-24.7+46.8833333|-24.9833333+46.5333333 |
| Vocabulaire | 15 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | 16 imontirana, 17 Maintirano, 18 miotrinana, 19 ranomainty, Ranomainty |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|