Entrée ranomafana
Partie du discours   nom
Définition malgache   Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   (rano mafana) Warm water; hot springs
¶ fig. anger; a present. [Richardson 1885]

Entrée Ranomafana (rano, mafana)
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Vocabulaire  
Toponymie   rano, mafana
Illustrations  

Mis à jour le 2013/04/04