Entrée ranoka
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava [Rajemisa 1985]

Entrée ranoka
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary [Rajemisa 1985]
 zaka afaka mikoriana
¶ ranoka mitsikobana: ranoka ahitana zaka tsy mandry
¶ ranoka volokano: raha miempo mikoriana avy amin'ny volokano. [Vocabulaire: Géologie] [SLP 1986]
Définition française liquide, fluide
¶ ranoka fampidirana ra: liquide perfusion. [Vocabulaire: Biologie]
¶ ranoka mifangaro: liquides miscibles
¶ ranoka mitsikobana: liquide trouble
¶ ranoka mora mietona: liquide volatil
¶ ranoka volokano: lave de volcan. [Vocabulaire: Géologie] [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes ara-dranoka

2013/08/27