Entrée rano an-tandro-potsy
Mots élémentaires rano ; tandro ; fotsy
Partie du discours locution
Explications en malgache Rano nataon' ny mpitahiry sampy fahizay tao anaty tandro-potsy ka namafazany ny olona raha tahiny nisy areti-mifindra namely ny vahoaka [1.1]

Mis à jour le 2023/04/16