|
|
|
|

Entrée1  rangory fototry ny afo
Mots élémentaires  2  Rangory, 3  fototra, 4  afo
Partie du discours  5  locution
Exemples  6  Izany mihitsy no rangory fototry ny afo tao Imamo tao. [2.528#126]
7  izay levona satria nampangaina ho rangory fototry ny afon' ny tabataba. [2.113#85]
8  |Handeha hifindra fonenana sy hiova tokantrano Ramatoa izay rangory fototry ny afo, vavahady anton' ny vohitra, ary varavarana anton' ny trano. [2.346##27]
9  izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao. [2.472#154]
10  Ankoatran' ny antony maro moa, matetika ny afitsok' ireo sasantsasany amin' ny iraka na solotenantsika fitondram-panjakana any ifotony sy Faritra rehetra any no rangory fototry ny afo. [1.368]

Mis à jour le 2025/07/29