Entrée ramangorona (ra-, horona)
Partie du discours nom
Définition malgache ¶ Zavamaniry madinika izay raha vao voatohina dia mihorona
Mitovy hevitra: ambatofotsikely ~ kelimanjakalanitra ~ mihoronkorona ~ modimodia [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée ramangorona (ra-, horona)
Partie du discours nom
Définition malgache Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan' ny angano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A mythical person. [Richardson 1885]
Vocabulaire 

2013/06/06