|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rakotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  takotra, sarona [Sihanaka, Tanala] [1.78]
4  Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana
Sarona
Vato fisaka lehibe izay narakotra ny loaka azo nidirana tao antampon' ny vavahady taloha raha nikodiavana kodiarambato lehibe izay natao hidiny ny vavahady [1.1]
Explications en anglais  5  a cover of any kind. See Takotra. [1.2]
6  a cover [1.7]
Explications en français  7  couvercle, ce qui couvre [1.8]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)27  rakotra
Partie du discours  28  verbe passif
Explications en français  29  couvert [1.8]
Exemples  30  rakotra ny tany sy ny tokotany rehetra: [2.472]

Anagrammes  31 rakotra, 32 rotraka

Mis à jour le 2025/09/19