|
|
|
|

Entrée1  rakitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Vola angonina tsikelikely hatao tahiry: Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin' ny faran' ny taona
4  Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an' ny firenena ireo sangan' asan' ny mpanoratra ao aminy
5  Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto omaly
6  Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy vidimpidirana fa rakitra no hotantazana eo am-baravarana. [1.1]
Explications en anglais  7  a treasure, a hoard. [1.2]
8  a hoard, a treasure; a collection in church [1.7]
Explications en français  9  accumulation, trésor; quête à l'église [1.8]
Exemples  10  Ny variteloventy no fanao rakitra. [2.649#]
11  Koa moa tsy toy ireny atý amintsika ireny fa misy mbamin'ny tanty rakitra. [2.356#]
12  Ny tantara amin'izany no halahatra eto fa rakitra miafina tao am-pon' ireo razam-be nifandimby ireo izany. [1.353#]
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
Mots composés 
Titres  27  Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy)
28  Raki-pandinihana : Études de linguistique, d'anthropologie et de littérature malgaches (offertes au Professeur Siméon Rajaona) (Gueunier Noël J. (éditeur), Solo-Raharinjanahary (éditeur))
29  Raki-piainana : ireo mpanoratra Malagasy : ianarana ao amin'ny kolejy sy lisea (Razafindralambo Fulgence)
30  Rakiteny (CIDST)
31  Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka : Rakitry ny Zaikabe merina, 1997-1999 (Ratefy)
Proverbes  32  Proverbes contenant le mot rakitra

Anagrammes  33  kitrara, rakatry, rakitra

Mis à jour le 2024/08/15