|
|
|
|

Entrée1  rakipahalalana
Mots élémentaires  2  rakitra, fahalalana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  tahirin-tsoratra aman-tsary mirakitra fintina fahalalana narafitra avy amina voka-pirakohana voasedra ary voasokajy isan-karanja [1.62#861]
Explications en anglais  5  encyclopedia [3.1]
Explications en français  6  encyclopédie [1.66]
Exemples  7  Ny kendren' ny rakipahalalana dia ny hanangona ny fahalalana miely patrana eran-tany ary hamelabelatra ny lamin-jakan' izany amin' ankapobeny amin' ny olona miara-belona amintsika (Le but d'une encyclopédie est de rassembler les connaissances éparses sur la surface de la terre, d'en exposer le système général aux hommes avec qui vous vivons [Diderot]) [1.66]
Morphologie 
8  Simple :
9  Préfixée :
Titres 

Mis à jour le 2024/07/29