| Entrée | 1 rakipahalalana | 
| Mots élémentaires | 2 rakitra, 3 fahalalana | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   tahirin-tsoratra aman-tsary mirakitra fintina fahalalana narafitra avy amina voka-pirakohana voasedra ary voasokajy isan-karanja [1.62#861] | 
| Explications en anglais | 6   encyclopedia [3.1] | 
| Explications en français | 7   encyclopédie [1.66] | 
| Exemples | 8   Ny kendren' ny rakipahalalana dia ny hanangona ny fahalalana miely patrana eran-tany 	ary hamelabelatra ny lamin-jakan' izany amin' ankapobeny amin' ny olona miara-belona amintsika 	(Le but d'une encyclopédie est de rassembler les connaissances éparses sur la surface de la terre, 	d'en exposer le système général aux hommes avec qui vous vivons [Diderot])
[1.66] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |