|
|
|
|

Entrée1  raiketra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry. [1.1]
Explications en anglais  4 raiketa. [1.2]
Explications en français  5 cactus. [1.5]
Vocabulaire  6  Botanique: arbre
Autres orthographes  7 raiketa, raketa

Anagrammes  8 erikatra, 9 katirera, 10 raiketra

Mis à jour le 2025/09/12