|
|
|
|

Entrée1  raha tahiny ka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tahiny ka mihira ianao, dia homeko vola [1.1#807]
Exemples  4  Ny afo arehitra raha tahiny ka mba diso aoriana kely izahay [2.332#19]
5  ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy [2.313#89]
6  inona no fampiononana ataony amin' ilay anankiray raha tahiny ka mba malahelo koa izy io? [2.314#51]
Autres orthographes  7  rahatany

Anagrammes  8  hikatrahanay, raha tahiny ka

Mis à jour le 2021/10/04