Entrée | 1 rafotsy |
Mots élémentaires | 2 ra-, fotsy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Teny iantsoana ny vehivavy efa zokinjokiny, efa fotsy na manomboka ho fotsy ny volony, ka ampiasaina hoenti-milaza azy, na raha miteny aminy: Vao nahazo vola Rafotsy, dia lasa ~ Aoka re, Rafotsy, hoy ireo tanora mpananihany, fa efa tofoky ny anatrao izahay |
Explications en anglais |
5 [1.2] an appellation of respect in addressing a woman. 6 [1.7] an elderly woman (with white hair) |
Explications en français |
7 [1.8] vieille femme (aux cheveux blancs) |
Exemples |
8 Nanatona azy mianaka toa olon-kafa rafotsy Rasoa ka niteny tamim-peo fenofeno hoe: [2.470] |
Vocabulaire |
9 Etiquette |
Anagrammes | 10 afositr, faritso, fitrosa, fositra, rafotsy, ratsy fo, sifotra, tsirofa |
Mis à jour le 2023/11/27 |