Entrée rafotsy (ra-, fotsy)
Partie du discours nom
Définition malgache Teny iantsoana ny vehivavy efa zokinjokiny, efa fotsy na manomboka ho fotsy ny volony, ka ampiasaina hoenti-milaza azy, na raha miteny aminy: Vao nahazo vola Rafotsy, dia lasa ~ Aoka re, Rafotsy, hoy ireo tanora mpananihany, fa efa tofoky ny anatrao izahay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an appellation of respect in addressing a woman. [Richardson 1885]
 an elderly woman (with white hair) [Hallanger 1973]
Définition française vieille femme (aux cheveux blancs) [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples Nanatona azy mianaka toa olon-kafa Rafotsy Rasoa ka niteny tamim-peo fenofeno hoe: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 181]

2013/06/05