Entrée rafaralahy (ra-, fara, lahy)
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka lahy zandriny indrindra amin' ny nateraka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise The name given to the last-born male in a family. See Andriamparany [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Synonymes randriamparany
Exemples Ary nony maty Andriandrantsaimasindreny, dia Rafaralahy indray zandry ny natao hifehy any Vakinankaratra. [Callet: Tantara]
Citations 

2013/06/05