Entrée Rabevoina (ra-, be, voina)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Exemples Hitan-tsikidy lahy izany Rabevoina maty teto izany. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 14]

2019/08/17