|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ranao
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Rapports: famille
Explications en malgache  4  zaobavy [1.476]
Explications en anglais  5  a word for zaobavy [Provincial] [1.2]

Entrée (2/2)6  ranao
Partie du discours  7  nom ra et pronom
Explications en anglais  8  your blood [3.1]
Explications en français  9  ton sang, votre sang [3.1]
Exemples  10  Mba ra malagasy ihany anefa ny ranao, ry Ikotofetsy, ka dia sahy mandroso ny Malagasy mpiray tanindrazana aminao hopotehin' ny balan' ny mitrailleuses gouvernementales, toy izao! [2.285#]

Anagrammes  11  anaro, arano, arona, aroña, orana, ranao, raona, roaña

Mis à jour le 2024/09/02