Entrée protestanta
Partie du discours nom
Explications en malgache Antokom-pivavahana kristianina niforona tamin' ny taona 1530; ireto avy ny fotokevitra mampiavaka ny Protestanta sy ny Katolika: fiheverana fa samy mandray ny Soratra Masina araka ny fitsilovan' ny Fanahy Masina azy ny olona tsirairay -- fa ny finoana dia ampy hahavonjy -- tsy misy afa-tsy Sakramenta roa: ny batisa sy ny fanasan' ny Tompo -- Andriamanitra irery no ivavahana sy omem-boninahitra ka voahataka araka izany ny fanajana amam-pangatahana amin' i Masina Maria sy ny Olomasina -- tsy ekena ny konfesy na filazana ny fahotana mba hahazoana ny famotsorana [1.1]
Explications en anglais Protestant [1.7]
Explications en français Protestant [1.8]
Vocabulaire 
Origine Français: protestant.

Mis à jour le 2020/07/31