| Entrée | 1 prezidà |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [fr, président] Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin' ny fivoriana:
4 Mazàna ny Prezidà no fidin' ny mpikambana ao amin' ny fikambanana 5 Filoham-panjakana ambony indrindra: 6 Handalo ny Prezidà ka diovy tsara ny tanàna [1.1] |
| Vocabulaire | 7 Politique |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|