|
|
|
|

Entrée1  posiposy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika
Synonymes  4  posy
Illustrations 

Anagrammes  6  pisopiso, posiposy, sopisopy

Mis à jour le 2020/07/31