Entrée poritra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tery: Poritra aho fa mikisakisaha
¶ Sahirana mafy: Poritry ny volan' olona izy ka namidiny ny ombiny
¶ Maika, dodo-na: Poritry ny handeha izy ka teny am-baravarankely no nitsambikina. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise squeezed or crushed; embarrassed in trouble [Hallanger 1973]
Définition française embarrassé, troublé [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples Tsy nisy intsony ny karaman-jaitra, mpamonjy poritra anay. [Andraina: Mitaraina, page 111]
Citations 

2017/04/03