|
|
|
|

Entrée1  poloney
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Vocabulaire  3  Géographie: pays, peuples
Explications en malgache  4  Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Polonina: olona mahery fo ny Poloney [1.1]
5  Momba an' i Polonina, an' i Polonina na avy any Polonina: Sambany nisy Papa poloney tamin' ity taonjato ity [1.1]
Explications en anglais  6  A Pole [3.1]
7  Polish [3.1]
Explications en français  8  Un polonais, une polonaise [3.1]
9  Polonais, polonaise [3.1]

Mis à jour le 2020/07/31