Entrée politika
Partie du discours adjectif
Définition malgache Kely, madinika, pitiny [Rajemisa 1985]
Autres orthographes 

Entrée politika
Partie du discours nom
Définition malgache Teti-pitondrana: Manao politika, mpanao politika
¶ Hafetsena, hevitra: Olona be politika koa Rangahy iny [Rajemisa 1985]
Origine Français: politique.
Exemples Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [Andraina: Mitaraina, page 207]

2013/06/04