Entrée | 1 polisy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Olona manao fanamiana manokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy ~ Polisin-dalana |
Explications en anglais |
4 [1.7] the police, a police constable |
Explications en français |
5 [1.8] la police; agent de police |
Exemples |
6 Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony. [2.472] 7 Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada? [2.470] 8 Ny polisy nanao famotorana sy nanoratra avy koa no nijanona. [2.4#] |
Vocabulaire |
9 Loi |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot polisy |
Mis à jour le 2022/03/21 |