|
|
|
|

Entrée1  polisa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [fr. pouls] Fitepon' ny fo manosika ny ra, izay mora heno indrindra eo amin' ny hato-tanana anoloana:
4 Ny isan' ny polisa ho an' ny olona salama dia eo amin' ny 72 isa-minitra eo. / Mitsapa polisa [1.1]
Vocabulaire  5  Santé

Anagrammes  6 lasopy, polisa, 7 salopy

Mis à jour le 2025/11/17