| Entrée | 1 poika |
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Teny ataon' ny ankizy entiny mandà izay lazaina aminy: Bozy a, indriako, hono, no namaky ity fitaratra ity? Poika! izaho tsy nahalala ny fisian' io fitaratra io akory
[1.1] |
| Anagrammes | 4 Ikopa, 5 kaopy, 6 kapoy, 7 kipao, 8 kipoa, 9 kopay, 10 kopia, 11 pioka, 12 poaky, poika, 13 pokay |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|