|
|
|
|

Entrée1 poezia
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 [fr. poésie] Tononkalo: Nahafinaritra izay poezia nataon' Isambilo tamin' ny fetin' ny reny izay
Toetran' ny zavatra mampisondrotra fanahy na mampamelovelo ny fo sy ny saina: Tsy misy tsy manembonembona eo anoloan' ny poezian' ny takariva mahatsara vahiny [1.1]
Exemples  4 Ny poezia no isan'ny soratra nahavanana azy sy nankafiziny fatratra ary nokaliny sy nanorenany fo tokoa. [2.314#]
5 Ny fandinihana ny olona mpanao poezia, ny fotoana anaovana azy ary ny vontoatin' izy ireny no tena haha-fantarantsika izany. [2.606#]
Autres orthographes  6poezy

Mis à jour le 2025/11/02