|
|
|
|

Entrée1 poety
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Mpanao na mpanoratra poezia: Iza no poety ankafizinao indrindra ?
Enti-milaza koa ny olona manao fitenenana feno sarisary ary mampamelovelo: Lasa poety indray i zokilahy izany [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12