|
|
|
|

Entrée1 poa toy izay
Mots élémentaires  2poa, 3toy, 4izay
Partie du discours  5 locution
Explications en malgache  [poatoizay] 6miaraka amin' izay, miaraka amin' ny vava. [1.1#800]
Explications en anglais  7in an instant. [1.7#422]
Explications en français  [poa toa izay] 8le temps de dire Poa ou de cracher, en un instant. [1.3#488]
9en un instant, le temps de faire le bruit de cracher. [2.415#6651]
10immédiatement. [1.8]
Exemples  11 poa toy izay dia feno riaka ny lalana [2.117#28]
12 poatoizay dia vaky ny varavaram-ponja [2.472]
13 poatoizay, lasa nanidina ny vorona sasany [2.442#50]
14 poa toa izay foana, dia vita toy ny taloha ny volony [2.357#35]
15 poa toa izay dia nitombo ny isan' ny trano teto an-tanàna [2.445#20]
16 poa toy izay koa dia maty - poa toy izay koa no anoloana ny simba [2.332#80]
17 poa toy izay ery izy manao ireny, ny ankizy moa asainy manampy azy rahateo. [2.470]
18 Nitsimontsimona Lefahitra, nandray ny vola dia nanainga / Niriotra poatoizay izy dia efa tafahoatra bainga [2.928]
19 Rehefa izany dia noredonin' ny mpitsoka sodina haingana ny "Afindrafindrao" ka poa toy izay ny famonjena laharana [2.285#297]
Autres orthographes  20poa toa izay, poatoizay

Mis à jour le 2025/11/02