Entrée poaketra
Partie du discours nom
Explications en malgache [anglisy pocket] Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poaketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [1.1]
Synonymes poketra
Origine Anglais: pocket.

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/23