| Entrée | 1 poahana |
| Radical | 2 poaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Tifirina: Nopoahany basy ny alikany ka maty.
5 Torahana, tsipazana: Aoka hopoahako vato io vorona io. 6 Asiana: Tsy manaiky aho fa nopoahan' ny zokin' ialahy totohondry ny zandriko. 7 Latsahana: Nopoahan' ny mpanao behariva ny paisonay ka najifa. 8 Natao amim-pahaizana, am-paharisihana: Nopoahany ny tsianjery ka vaky vava daholo ny olona rehetra nanatrika. [1.1] |
| Exemples |
9 Nony efa vita ny velirano dia no poahana basy iray vava ireo fomba ireo.
[2.48]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 14 anapaho, 15 poahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|