Entrée pnemônia
Partie du discours nom
Définition malgache Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [Rajemisa 1985]
 karazana aretin'ny havokavoka [SLP 1986]
Traduction française pneumonie [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Français: pneumonie.
Synonymes amonia ~ tevika

Mis à jour le 2020/07/31