|
|
|
|

Entrée1 plevra
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Fonon' ny havokavoka, izay roa sosona ka ny sosona anatiny miraikitra amin' ny havokavoka ary ny ivelany amin' ny haran-tratra; eo anelanelan' izy roa, misy rano izay manarona ny hetsiky ny fiaina [1.1]
4 fonon'ny havokavoka [1.13]
Explications en français  5 plèvre [1.13]
Vocabulaire  6 Biologie

Mis à jour le 2025/09/12